Soa i Madagasikara|9 - Fanehoankevitra momba ny famerenana ny Fokontany ao anaty vondrombahoakam-paritra Itsinjaram-pahefana
Podcast sur l'éducation civique et citoyenne à Madagascar. Des émissions sans autre ambition que de partager à tous les Malagasy la connaissance de son environnement social, économique, juridique et politique pour mieux vivre ensemble et construire un développement cohérent aux aspirations de tout un peuple. Fandaharana miandrandra ny fanabeazana ny olom-pirenena eto Madagasikara. Fandaharana tsy misy finiavana afa tsy ny fizarana ny fahalalana mikasika ny lafiny ara-tsosialy, toe-karena, lalàna ary politika eto @ firenena mba hanatsarana ny fiaraha-monina sy hampiharana izay fandrosoana andrandrain'ny maro an'isa. Atolotry ny Dr Nirina MILIJAONA.
00:00
00:00
沒有可用的單集描述。
發佈於07 Apr 2026
長度06:00
單集
9-
Fanehoankevitra momba ny famerenana ny Fokontany ao anaty vondrombahoakam-paritra Itsinjaram-pahefana
已收聽
07 Apr 2026
8-
Fanehoankevitra momba ny toerana tokony homena ny Fokonolona sy fitsapankevi-bahoaka
已收聽
21 Feb 2026
7-
Ny adidy sy andrikitry ny olompirenena aorian’ny fifidiana
已收聽
17 Mar 2025
6-
Ny voalaza ao anaty lalampanorenana momba ny Kaominina
已收聽
01 Dec 2024
5-
Ny Repoblika nifandimby teto Madagasikara - Tapany voalohany
已收聽
26 Jun 2024
4-
Ny asa sy andraikitry ny Solombavambahoaka - Tapany fahatelo
已收聽
25 Jun 2024
3-
Ny asa sy andraikitry ny Solombavambahoaka - Tapany faharoa
已收聽
26 May 2024
2-
Ny asa sy andraikitry ny Solombavambahoaka - Tapany voalohany